jeudi 19 juillet 2007

Mimi




Nahao zanaka ny sakako. Efatra (4) ny zanany nefa vao voalohany izao;-) Mety ho firy ary amin'ny manaraka? Angamba betsaka kokoa dia ho lasa mpanankarena saka izahay:-)
Mbola tsy fantatra ny vadin'i Mimi fa eo am-pitadiavana azy izahay sy ny polisy izao...hihihi!!
Mimi fått barner. Det er først gang men hun fått fire (4);-) Hvor mange barner skal Mimi få senere? Kanskje Mimi får mange enn fire så vi skal være rik av katt;-)
Vi vet ikke enda mannen hennes men vi finner det sammen med polity nå...hihihi!!

1 commentaire:

sew a dit…

E, salama letsy an!

Arabaina fa nahazo zanaka ny salcanao. Tena mahafinaritra izy ireo, mazo toa hitady ny vadin´ny salca. Vaovao ve? Ela be tsy niresaka isika. Manahoana ny tranonareo? hitako ny fandravan ny tranonareo tamin ny ranonorana. Malahelo izany. Salama tsara ve daholo rehetra?

Tenin salama ny vadiko Elin, mampiamangy avy izy.

zay